|
|
|
|

Entry (1/2)1  taniravo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geology
Explanations in Malagasy  4  Tanimanga, tany mora [1.78]
5  Tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1]
Explanations in English  6  White earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]
7  Chalk [1.42]
Explanations in French  8  Terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3]
Examples  9  Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48]
10  toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Elementary words  11  tany, ravo

Entry (2/2)12  Taniravo
Part of speech  13  name (toponym)
Vocabulary  14  Geography: towns
Examples  15  Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48]
Elementary words  16  tany, ravo
Tables and plates  17  Full list

Anagrams  18  avitrano, taniravo, toravina, variñato

Updated on 2023/12/03