|
|
|
|

Entry (1/3)1  tanana (tana)
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao 4  Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita 5  Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa 6  Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explanations in English  7  to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explanations in French  8  qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word tanana

Entry (2/3)16  tanana
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Biology
19  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  20  Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]21  les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) 22  Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explanations in English  23  the hand 24  the forelegs of quadrupeds [1.7]
Explanations in French  25  la main, les mains [1.3, 1.8]26  les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]27  les manches des habits, etc. [1.3]28  main, manche, rayon [1.5]29  main [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  30  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
31  Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
32  Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Morphology 
33  Simple :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Holonym 
Meronyms 
Proverbs  72  Proverbs containing the word tanana
Article  73  Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
74 

Entry (3/3)75  tana
Part of speech  76  noun
Vocabulary  77  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  78  Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explanations in English  79  a town, a city (written with the accent) [1.7]
Explanations in French  80  ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]81  ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  82  eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
83  nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Morphology 
84  Simple :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  94  Proverbs containing the word tanàna
Article  95  Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
96 

Anagrams  97  tanana, tanàna, tanana, tanàna

Updated on 2024/06/18