|
|
|
|

Entry1  tahotra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1]
Explanations in English  5  fear, terror [1.7]
Explanations in French  6  crainte, terreur [1.8]
Examples  7  Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: [2.472]
Morphology 
8  Simple :
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word tahotra
Article  15  Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  tahotra, tohatra

Updated on 2023/08/25