Entry | 1 fahatahorana |
Root | 2 tahotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1] |
Explanations in English |
5 fear; a fearful attitude [1.7] |
Explanations in French |
6 crainte, frayeur [1.8] |
Examples |
7 ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588#] 8 ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296#] 9 Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353#] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Synonyms | 11 hatahorana |
Article |
12 Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/01/20 |