|
|
|
|

Entry1  tafondro
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. [1.1]
Explanations in English  5  a cannon [1.7]
Explanations in French  6  canon [1.8]
Examples  7  Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka. [2.472]
8  ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [2.48]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word tafondro

Updated on 2023/08/19