|
|
|
|

Entry1  tafondro manodidina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] poa-tafondro indroa ambin' ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony
Examples  4  [2.48] ary nipoaka intelo ny tafondro manodidina
Elementary words  5  tafondro, manodidina

Updated on 2024/12/07