|
|
|
|

Entry (1/2)1  tabataba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [1.1]
Explanations in English  5  noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [1.2]6  noise, racketder [1.7]
Explanations in French  7  bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [1.3]8  bruit, tapage [1.8]
Examples  9  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
10  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :

Entry (2/2)16  tabataba
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Sound
Explanations in Malagasy  19  fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna 20  fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1]
Explanations in English  21  political tumult [1.2]22  political upheaval, civil disorder [1.7]
Explanations in French  23  trouble, désordre [1.3]24  révolution, tumulte politique [1.3]25  tumulte politique, rébellion [1.8]
Examples  26  Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472]
Derivatives 
27  Active verbs :
28  Passive verbs :
29  Names :

Anagrams  30  batabata, tabataba

Updated on 2021/02/27