Entry | 1 fitabatabana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo. Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. |
Explanations in English |
4 [1.2] a tumult, an outbreak, a disturbance. |
Root | 5 tabataba |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |