|
|
|
|

Entry1  sendaotra
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny 5  Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]6  misafoaka, tezitra mafy [1.13]
Explanations in French  7  Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3]8  furieux, irrité [1.13]
Examples  9  Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#]
10  Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#]
11  Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#]
Derivatives 
12  Passive verbs :
13  Adjectives :
Other spellings  14  sendoatra
Elementary words  15  sendra, loatra

Anagrams  16  sendaotra, sendoatra

Updated on 2024/09/09