|
|
|
|

Entry1  sakamalao
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: spice
4  Health
Explanations in Malagasy  5  anamalao [1.78]
6  Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay [1.1]
Explanations in English  7  Ginger [1.7]
Explanations in French  8  Gingembre [1.8, 1.13]
9  (de saka : produit de cueillette ; et malaho : qui a un goût piquant, brûlant). Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae), le gingembre, plante condimentaire bien connue, cultivée et souvent subspontanée. En médecine populaire, on s'en sert comme apéritif, cordial, en cas de digestion difficile et dans les insuffisances hépatiques. Voir aussi sakamalaokely. [1.196]
Examples  10  Ny entana naondrana dia ny vary, ny omby, ny sakamalao, ny fary, ny vy. [2.508#]
11  Fadin' ny bevohoka ny homana sakamalao, fa maha-kamban-drantsana ny zaza, hono. [1.437#]
12  Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna [2.472]
13  Tantely sy sakamalao atanintanina afo sy ravinkazo tanehina no asolosolo izany indraindray [2.470]
Synonyms  14  fakamalao, sakaitany, sakarivo, sakaviro
Other spellings  15  sakamalaho
Analogs  16  Sakarivo, sakaitany
Scientific name 
Proverbs  18  Proverbs containing the word sakamalao

Updated on 2021/11/27