Entry (1/3) | 1 riandriana (riana) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 Duplicatif [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 5 riandriana |
Part of speech | 6 noun |
Vocabulary |
7 Tools |
Explanations in Malagasy |
8 Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny [1.1] |
Explanations in English |
9 An anvil [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
10 Enclume [1.3#531, 1.8] |
Examples |
11 fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao. [2.293] |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word riandriana |
Entry (3/3) | 13 riandriana |
Part of speech | 14 noun |
Vocabulary |
15 Botany: tree |
Explanations in French |
16 Arbuste [1.3#531] 17 (peut être de riana : cascade, rapide des cours d'eau). Nom d'un arbuste d'après Malzac. [1.196] |
Updated on 2023/01/20 |