|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomasina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Explanations in English  5  The sea 6  the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [1.2]7  the sea [1.7]
Explanations in French  8  la mer [1.8]
Examples  9  Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [2.471]
10  Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [2.48]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Elementary words  13  rano, masina
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word ranomasina
Article  20  Randzavola: ranomasina ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)21  Ranomasina
Part of speech  22  name (book title)
Author  23  Andriamalala Emilson Daniel
Publishings  24  Librairie Mixte, 2000. Height: 17cm. Width: 12cm. Pages: 74

Anagrams  25  Ranomasina, ranomasina, Ranomasina, ranomasina

Updated on 2023/08/11