|
|
|
|

Entry (1/2)1  randrana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Hairstyles
Explanations in Malagasy  4  Volon-doha [1.78]
5  Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana [1.1]
6  Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany: [1.1]
7  Antaimoro: lafitrakondro, nyteloankila, tsitombotomboka, vakimanasa [1.1]
8  Betsileo: bango, bangoanakova, bangotsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifoloanila, kitokandalana, kivona, randranatsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volomisaona [1.1]
9  Merina: bangoankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1]
Explanations in English  10  A plait, a tress of hair. [1.2]
11  A braid [1.7]
Explanations in French  12  Entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux [1.3]
13  Arrangement des paroles [1.3]
14  Tresse [1.8]
Examples  15  amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Nouns :
20  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  29  Proverbs containing the word randrana

Entry (2/2)30  randrana
Part of speech  31  noun
Vocabulary  32  Botany
Explanations in French  33  Plante aquatique à tubercules [1.3]

Anagrams  34  ndranara, randrana

Updated on 2023/07/22