Entry (1/3) | 1 mandrandrana |
Root | 2 randrana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [1.1] |
Explanations in English |
5 to plait, to twist. [1.2] 6 to braid [1.7] |
Explanations in French |
7 tresser [1.8] |
Examples |
8 Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny. [2.606#] |
Vocabulary |
9 Hairstyles |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 14 mandrandraña |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 mivaivay [Tambahoaka]
[1.78] |
Explanations in French |
17 ardent [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 18 mandrandràna |
Root | 19 randrana |
Part of speech | 20 imperative of active verb mandrandrana |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Tables and plates |
23 All the active imperatives |
Anagrams | 24 manandrandra, manandrandrà, mandrandrana, mandrandraña, mandrandràna, manandrandra, manandrandrà, mandrandrana, mandrandraña, mandrandràna, manandrandra, manandrandrà, mandrandrana, mandrandraña, mandrandràna |
Updated on 2023/01/20 |