|
|
|
|

Entry1  pataloa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
Explanations in English  5  Trousers. See saroaly [1.2]
6  Trousers [1.7]
Explanations in French  7  Pantalon [1.3]
8  Pantalon [1.8]
Examples  9  Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [2.472]
10  Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo. [2.117#]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
Other spellings  15  pataloha
Compound words 

Updated on 2023/10/07