|
|
|
|

Entry1  pataloha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
Explanations in English  4  trousers [1.2, 1.7]
5  See saroaly [1.2]
Explanations in French  6  pantalon [1.3, 1.8, 1.5]
Examples  7  Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona [2.4]
8  pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
Vocabulary  9  Economy: clothing
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Names :
Other spellings  12  pataloa
Compound words 

Anagrams  14  holapata, pataloha

Updated on 2020/07/31