|
|
|
|

Entry1  otrikaina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina [1.1]5  singa mahavelona amin'ny sakafo [1.13]
Explanations in French  6  éléments constitutifs d'un aliment [1.13]
Elementary words  7  otrika, aina

Anagrams  8  ikitroana, itakarino, otrikaina

Updated on 2023/12/03