Entry (1/3) | 1 otrika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [1.1] |
Explanations in French |
4 Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
5 Botany |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word otrika |
Entry (2/3) | 13 otrika |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in English |
15 an ambush [1.7] |
Explanations in French |
16 embuscade [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word otrika |
Entry (3/3) | 21 otrika |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [1.1] |
Explanations in French |
24 petite poule d'eau [1.54] |
Examples |
25 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48] |
Vocabulary |
26 Zoology: birds |
Anagrams | 27 ikotra, itroka, kitrao, kotria, okitra, otrika, rotika, tiorka, trioka |
Updated on 2024/01/09 |