|
|
|
|

Entry1  mitombo (tombo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mihalehibe; mihamaro [Taisaka] [1.78]4  Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy 5  Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina 6  Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io 7  Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao 8  Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy [1.1]
Explanations in English  9  to increase; to grow [1.7]
Explanations in French  10  croître [1.8, 1.13]11  augmenter [1.8]12  pousser, grandir, se développer [1.13]
Examples  13  mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Derivatives 
18  Active verbs :
Analogs  19  mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, manana, mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra20  manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dRamitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word mitombo

Updated on 2023/10/20