Entry (1/3) | 1 mamokatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manome vokatra, miteraka betsaka |
Examples |
4 [2.117#] Ny zezika enti-mamokatra. 5 [2.117#] Antsoina hoe kotra na reraka ny tany tsy mamokatra firy. |
Root | 6 vokatra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 mamokatra |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka, Tanala]
mamoaka avy any anaty tany |
Entry (3/3) | 15 mamokatra |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in English |
17 [1.2] to confess, to acknowledge. Usually applied to persons convicted by the tangena ordeal, who then owned that they were sorcerers, and disclosed what they had done, and where they found their charms, etc. |
Root | 18 fokatra |
Anagrams | 19 mamokatra, mamotraka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |