|
|
|
|

Entry1  mikotroka (kotroka)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso 5  Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary 6  Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
Explanations in English  7  to thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
Explanations in French  8  tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mikotroka

Anagrams  14  mikokotra, mikotroka

Updated on 2023/01/20