Entry (1/2) | 1 kotroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko 4 Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako 5 Laza 6 Fandrahoana ny sakafo ho masaka [1.1] |
Explanations in English |
7 thunder; the sound of falling water [1.7] |
Explanations in French |
8 tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [1.8] |
Examples |
9 Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471] 10 Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [2.472] |
Vocabulary |
11 Meteorology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word kotroka |
Entry (2/2) | 20 kotroka |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 voditongotra [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulary |
23 Biology |
Anagrams | 24 kokotra, kotroka |
Updated on 2023/08/05 |