Entry (1/2) | 1 mijadona (jadona) |
Part of speech | 2 active verb |
Vocabulary |
3 Mathematics: geometry |
Explanations in Malagasy |
4 Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1] 5 Manao zoro mahitsy [1.13] |
Explanations in French |
6 être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3#289] 7 Perpendiculaire [1.13] |
Examples |
8 fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#] 9 Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 mijadòna (jadona) |
Part of speech | 16 imperative of active verb mijadona |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 mijadona, mijodaña |
Updated on 2023/02/19 |