Entry |
mifaly
(faly)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy
[1.1]
|
Explanations in English | To rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2]
|
| To be happy, to rejoice [1.7]
|
Explanations in French | être heureux, se réjouir; se contenter [1.8]
|
Examples |
1 | amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly.
[2.857]
|
2 | Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy.
[1.437]
|
|
Morphology |
Present : |
mifaly |
Past : |
nifaly |
Future : |
hifaly |
Imperative : |
mifalia |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|