|
|
|
|

Entry1  miahiahy (ahiahy)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1]
Explanations in English  5  to be distrustful, to be suspicious. [1.2]6  to worry, to be suspicious [1.7]
Explanations in French  7  avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8]
Examples  8  Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Proverbs  12  Proverbs containing the word miahiahy

Anagrams  13  miahiahy, mihaihay

Updated on 2023/04/08