|
|
|
|

Entry (1/2)1  menakely
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [1.1]
Explanations in French  4  fief seigneurial [1.431#14]5  terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au Menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [1.11]
Examples  6  Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69#79]
7  Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508#408]
Synonyms  8  vodivona
Elementary words  9  mena, kely
Compound words 

Entry (2/2)11  menakely
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Economy: food
Explanations in Malagasy  14  Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1]
Examples  15  Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472#131]
16  Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470#101]
Compound words 

Updated on 2023/11/20