|
|
|
|

Entry (1/2)1  maniry (iry)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala] [1.78]5  Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy 6  Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1]
Explanations in English  7  to wish for, to desire [1.7]
Explanations in French  8  désirer, convoiter [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mitelin-drora, milela-tanana, mitomany, mibidibidy, mirary
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word maniry

Entry (2/2)17  maniry (tsiry)
Part of speech  18  active verb
Vocabulary  19  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  20  Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako 21  Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona 22  Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
Explanations in English  23  to sprout, to grow [1.7]
Explanations in French  24  pousser, croître [1.8]
Morphology 
25  Present :
26  Past :
27  Future :
28  Imperative :
Compound words 
Proverbs  30  Proverbs containing the word maniry

Anagrams  31  maniry, mariny

Updated on 2023/01/20