Entry |
manenina
(nenina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
|
Explanations in English | To regret [1.2, 1.7]
|
| To rue, to grieve at, to lament. [1.2]
|
| To repent [1.7]
|
Explanations in French | Se repentir, avoir des remords [1.8]
|
Examples |
1 | Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina.
[2.357]
|
2 | Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody.
[2.529]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
manenina |
Past : |
nanenina |
Future : |
hanenina |
Imperative : |
menenèna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
manenina
(tenina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
manenona
[1.78]
|
|