Entry | 1 manenona |
Root | 2 tenona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo 5 Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany [1.1] |
Explanations in English |
6 to weave [1.7] |
Explanations in French |
7 tisser [1.8] |
Examples |
8 Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manenona |
Updated on 2023/01/20 |