|
|
|
|

Entry1  mamehy (fehy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha [1.1]
Explanations in English  4  to tie up, to knot. [1.2]5  to tie [1.7]
Explanations in French  6  lier, attacher [1.8]
Examples  7  Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38]
8  Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza
Compound words 

Updated on 2023/08/11