Entry mamakitratra
Elementary words mamaky ; tratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy ) [1.1]
Explanations in English A measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard [1.7]
Explanations in French Yard [1.4, 1.8]
 Une demi-brasse [1.8, 2.415]
 Mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts [1.8]
 De l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement. [2.415]
Examples 
1Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra; [2.366]
2Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia; [2.366]
3ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc. [2.69]
Vocabulary 
Analogs  mamaky tratra

Updated on 2024/05/31