Entry | liana | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1] | ||||
Explanations in English | Strongly desiring something; impatient [1.7] | ||||
Explanations in French | Avide, impatient [1.8] | ||||
Vocabulary | Emotions | ||||
Derivatives |
| ||||
| |||||
Compound words |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word liana | ||||
Anagrams | alain, alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Updated on 2023/06/16 |
![]() |