|
|
|
|

Entry1  fahalianana (liana)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1]
Examples  4  Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony. [2.529#]

Anagrams  5  fahalainana, fahalaniana, fahalianana

Updated on 2023/01/06