|
|
|
|

Entry1  jery atrika
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana [1.1]
Explanations in French  5  garde-à-vous [1.13]
Elementary words  6  jery, atrika

Updated on 2023/01/01