Entry | 1 izarỳ |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" |
Explanations in English |
4 [1.7] those quite far away (not in sight) |
Explanations in French |
5 [1.8] ceux-là, assez loin (pas visible) |
Examples |
6 [2.643] Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka. |
Root | 7 iry |
Tables and plates |
8 All the pronouns |
Anagrams | 9 izarỳ, zairi |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |