|
|
|
|

Entry (1/2)1  honahona (hona)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1]
Explanations in English  5  a swamp [1.7]
Explanations in French  6  marécage [1.8, 1.13]7  fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196]
Examples  8  ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. [2.588#]
9  Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381#]
Derivatives 
10  Adjectives :
Synonyms  11  hona
Proverbs  12  Proverbs containing the word honahona

Entry (2/2)13  honahona
Part of speech  14  noun
Vocabulary  15  Botany
Explanations in French  16  Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [Betsimisaraka] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  18  hanohano, honahona

Updated on 2023/01/20