Entry (1/3) | 1 heloka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1] |
Explanations in English |
4 Crookedness [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 Courbure [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word heloka |
Entry (2/3) | 13 heloka |
Part of speech | 14 noun |
Vocabulary |
15 Law |
Explanations in Malagasy |
16 Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany [1.1] 17 Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1] |
Explanations in English |
18 Perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2] 19 Guilt; condemnation [1.7] |
Explanations in French |
20 Faute, culpabilité; condamnation [1.8] |
Examples |
21 Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508#] 22 Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59#] 23 heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 28 heloka |
Part of speech | 29 noun |
Vocabulary |
30 Emotions |
Explanations in French |
31 Colère [1.19] |
Derivatives |
|
Other spellings | 33 eloke, eloko |
Updated on 2023/06/19 |