Entry | hazovato (hazo, vato) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1] | |
Explanations in French | Bois silicifié [1.13] | |
Vocabulary | Geology | |
Synonyms | vatoharana ~ vatohazo | |
Analogs | hazombato | |
Anagrams | hazovato, vatohazo |
Updated on 2020/07/31 |