|
|
|
|

Entry1  fotibaolina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Synonyms  5  foty

Updated on 2020/07/31