|
|
|
|

Entry (1/3)1  foty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fihinam-body sy ravina [Sakalava] [1.78]

Entry (2/3)4  foty
Part of speech  5  adjective
Explanations in English  6  provincial for fotsy [Mal. putih.] [Provincial] [1.2]
Phytonyms 

Entry (3/3)8  foty
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Vocabulary  11  Game
Synonyms  12  fotibaolina

Updated on 2023/03/08