|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsarana (tsara)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Law
Explanations in Malagasy  4  Asan' ny saina manavaka ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fandanjalanjana ny mety sy ny tsy mety: Aoka tsy hiady hevitra firy ianareo fa samy manana ny fitsarany zavatra ny olona rehetra [1.1]
5  Fahefana napetraky ny fanjakana mampiseho izay rariny sy hitsiny amin' ny alalan' ny fandinihana sy fampiharana ny lalàna manamarina na manameloka: Efa niakatra fitsarana ny raharahan-dry Rabe sy Ranaivo [1.1]
6  Toerana anaovana io fitsarana io: Lasa eny amin' ny Fitsarana i dada [1.1]
7  Anarana nomena ny tangena fahizay. Misy ambaratonga telo ny fitsarana: ny Fitsarana ambaratonga voalohany, ny Fitsarana ambony (azon' izay resy tamin' ny voalohany angatahina hitsarana azy indray), ary ny fitsarana tampony (azon' izay resy tamin' ny faharoa angatahina hitsarana azy farany). Ny atao hoe Fitsarana avo kosa dia ny antoko-mpitsara miandraikitra ny fampanoavana ny Lalàm-panorenana [1.1]
Explanations in English  8  [Rel. s. from mitsara (tsara).] Judgment, the seat of judgment. [1.2]
9  A judgement; a court of law [1.7]
Explanations in French  10  Le jugement, le lieu, le tanguin qui jugeait [1.3#753]
11  L'aiguille placée au-dessus du fléau de la balance [1.3#753]
12  Jugement; tribunal [1.8]
Examples  13  Tsy very anjara koa ny fitsarana. [4.27#2012/05/24]
14  Ny Tangena no natao fitsarana farany. [2.508#422]
Compound words 
Titles 
Proverbs  18  Proverbs containing the word fitsarana
Article  19  Randzavola: fitsarana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)20  fitsarana
Part of speech  21  noun
Vocabulary  22  Botany
Explanations in French  23  (racine tsara). Au sens habituel : jugement. Nom qu'on donnait au tangena : Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae) quand il servait à pratiquer l'ordalie, le « jugement de Dieu » ; on disait aussi tangenamitsara. [1.196]
Synonyms  24  tangena-mitsara, tangenitsara
Scientific name 

Anagrams  26  fanisatra, fiantsara, fisatrana, fitsarana

Updated on 2023/07/29