|
|
|
|

Entry1  fitodiana (tody)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Navigation
Explanations in Malagasy  4  Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo [1.1]
Explanations in English  5  A harbor; an airport [1.7]
Explanations in French  6  Port, havre; aéroport [1.8]
Examples  7  Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona. [2.499#]
8  Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana. [2.366#]
Synonyms  9  fiantsonana, seranana
Compound words 

Updated on 2023/08/24