|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiantsonana
Root  2  antsona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka] [1.78]
5  Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1]
Explanations in English  6  a landing-place, a port, a harbour. [1.2]
7  a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7]
Explanations in French  8  Le port, le débarcadère [1.3#57, 1.8]
9  le quai [1.3#57]
Vocabulary  10  Navigation
Synonyms  11  fitodiana, seranana
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/2)14  Fiantsonana
Elementary words  15  fiantsonana
Part of speech  16  name (toponym)
Examples  17  Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. [2.588#]
Vocabulary  18  Geography: towns
Tables and plates  19  Full list

Anagrams  20  Fiantsonana, fiantsonana, ifantsonana, Fiantsonana, fiantsonana, ifantsonana

Updated on 2023/10/16