|
|
|
|

Entry1  fiaran-dalamby
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Tourism
Explanations in Malagasy  4  Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina [1.1]
Examples  5  Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! [2.470#]
6  Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356#]
Elementary words  7  fiara, lalamby

Updated on 2023/06/12