Entry | 1 lalamby |
Elementary words | 2 lalana, vy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy [1.1] |
Explanations in English |
5 a word used for a railway; lit. an iron road [1.2] 6 a railroad [1.7] |
Explanations in French |
7 chemin de fer [1.8] 8 chemin de fer, voie ferrée, rail [1.13] |
Examples |
9 Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [2.113] 10 Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332] 11 Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka. [2.5#] |
Vocabulary |
12 Transportation |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Updated on 2024/08/13 |