|
|
|
|

Entry1  feo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina 5  (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [1.1]
Explanations in English  6  the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [1.2]7  the voice 8  a sound [1.7]
Explanations in French  9  voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent) 10  figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [1.3]11  la voix 12  un son [1.8]
Examples  13  hoy ny feo henon-dRivo namaly azy. [2.529#153]
14  Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117]
15  henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#]
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Names :
Compound words 
Proverbs  34  Proverbs containing the word feo

Anagrams  35  efo, feo, foe

Updated on 2023/04/24