Entry | 1 tsindrimpeo |
Elementary words | 2 tsindry, feo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo: renitsindrimpeo (tsindrimpeon' ilay reny teny farany: ankizy kely maro); zanatsindrimpeo: ireo tsindrimpeo hafa; tsindrimpeo fototra (tsindrimpeompototeny: levona); tsindrimpeo am-panovanana na nikisaka: levonina [1.1] |
Explanations in French |
5 accent d'intensité, accent tonique [1.13] |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Compound words |
|
Updated on 2024/08/15 |