Entry | fanjanahantany | ||
Elementary words | fanjanahana ; tany | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [1.1] | ||
Fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [1.13] | |||
Explanations in French | [ fanjanahan-tany ] Néocolonialisme [1.13] | ||
Colonisation, colonialisme [1.66] | |||
Vocabulary | Politique | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/10/12 |