|
|
|
|

Entry (1/2)1  faniriana (iry)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [1.1]5  vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [1.13]
Explanations in English  6  a desire, a wish [1.7]
Explanations in French  7  désir, souhait [1.8]8  envie [1.13]
Proverbs  9  Proverbs containing the word faniriana

Entry (2/2)10  faniriana (tsiry)
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [1.1]

Anagrams  13  faniriana, firianana

Updated on 2023/01/20