|
|
|
|

Entry1  fananimpitoloha (fanany)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [1.1]
Explanations in French  5  Serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre [1.54]
Examples  6  ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69]
7  Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508]
Other spellings  8  fananompitoloha

Updated on 2020/07/31